Mgr Fidélis RAKOTONARIVO
Evêque d'Ambositra
Endrika iray hanaporofoantsika fa miara-dia amin'ny Papa Ray Masina ity fomba vaovao sy moderina ity. Isaorana ireo reherta nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka an'ity fitaovan-tserasera ity. Enga anie ka hiroborobo hatrany ny fampitana ny finoana ho fanasoavana sy fanamasinana ny vahoakan'Andriamanitra.